Tsy tonga teny amin'ny kianjan'i 13 mai ireo mpitarika grevy nohon'ny fampihorohoroina nataon'ireo mpitandro ny filaminana hoy
Razafimanantany Faniry.
Vita ny fitsarana ny Bacc 2016 - ny 01 septambra 2016 no anaovana ny délibaration.
Mampanatena seho goavana sy sakafo mafilotra ny Carlton mandritra ny fankalazana ny faha 17 taonan'ny TV Plus Madagascar
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire