Actualité Madagascar
Site d'actualité sur Madagascar , point de vue divers des presses écrites malgaches.
vendredi 9 septembre 2016
Ady hevitra momban'ny fandriampahalemana eto Madagasikara
Ady hevitra momban'ny fandriampahalemana eto Madagasikara iarahana amin'i Amina Ahmed (Sekretera Mpanatanteraka, Komity Teknika RSS) sy Général RAKOTONARIVO Fidy Mpanjato filohan'ny Komity Tenkina RSS
jeudi 8 septembre 2016
VAOVAO Madagascar - 07 SEPTAMBRA 2016 TV Plus
Tsy mihemotra ny fananganana ny asa eny Andohatapenaka
Tonga eto Madagasikara ny solotenan'ny firenena miisa 15 handray anjara ny fihaonana antampon'ny ny firenena frankofonia
Trano 35 no main'ny afo tany amin'ny faritra Bongolava - commune Fihaonana
Tsy manaiky ny fitrandrahana arena akibon'ny tany any amin'ny faritra Bongolava ny commune 10
samedi 20 août 2016
VAOVAO MALAGASY TV PLUS MADAGASCAR NY 19 AOGOSITRA 2016
Tsy tonga teny amin'ny kianjan'i 13 mai ireo mpitarika grevy nohon'ny fampihorohoroina nataon'ireo mpitandro ny filaminana hoy Razafimanantany Faniry.
Vita ny fitsarana ny Bacc 2016 - ny 01 septambra 2016 no anaovana ny délibaration.
Mampanatena seho goavana sy sakafo mafilotra ny Carlton mandritra ny fankalazana ny faha 17 taonan'ny TV Plus Madagascar
jeudi 18 août 2016
Vaovao Malagasy VIVA Madagascar ny 17 aogositra 2016
Isotry trano iray kilan'ny afo : nitsambikina ny varavarakely ireo tompontrano
Voay roa tazana teny amin'ny tsikafon'i Namontana - mitaraina amin'ny tompon'andraikitra an'i parc Tsimbazaza ireo mponina
Hanohana ny antso amin'ny 19 aogisitra ny Antoko Politika Madio
Doro tanety any Californie : olona 80 000 alina nafindra monina
VAOVAO Malagasy 17 AOGOSITRA 2016 - TV PLUS MADAGASCAR
Synoda Fiangonana FJKM nanatrika izany ny filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA sy ny PRM Hery RAJAONARIMAMPIANINA
Voara ny mijorojoro na mitangorongorona mandritra ny zoma 19 aogositra 2016 eo amin'ny kianjan'ny 13 mai hoy ny Jeneraly Florens - mikasa hanao fihetsiketsehina amin'io andro io ny AFP (Antso ho an’ny fanavotam-pirenena.)
Inscription à :
Articles (Atom)